Fiangonan' i Jesoa Kristy eto Madagasikara
FJKM ANTSAHAFILO ZIONA
Pasteur RATOVONRINA Mamy Olivier
Mpitandrina FJKM Antsahafilo Ziona
Mpitandrina FJKM Antsahafilo Ziona
HAFATRA
Hafatra sy teny mamy
avy ami'ny mpitandrina
“Mifandray ny fo sy ny fanahy aminay mba hitaona ny olona ho amin'ny fiainana maharitra ao amin'i Jesoa Kristy.”
Ny Fiangonana dia toerana misy fahamarinana, fandresena ary fifaliana ho an'ny rehetra.
TENY FANOLORANA
Hafatry ny Filoha
Zanaka Ampielezana
Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa tanteraka soa aman-tsara ny fanokafana ny Site Web an'nyZanak'ampielezana Antsahafilo Ziona. Izany dia:
- Hahafantarantsika ny tantaran'ny Fiangonana Antsahafilo
- Hiraketantsika ny Taranaka Antsahafilo
- Hifandraisantsika Zanaka Ampielezana
- Hizarana vaovao mafon’aina
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany ary fiadanana ho antsika rehetra.
Rarivu Maherilanja
Président Zanaka Ampielezana Antsahafilo
Président Zanaka Ampielezana Antsahafilo
TANTARA
Famintinana ny tantara’ny fiangonana
⛪
1869
Nanao ny fiangonana London Missionary Society
📖
1880
Fampandrosoana ny trano fiangonana voalohany
🏠
1957
Fanarenana ny fiangonana trano vaovao
👥
2000+
Fampandrosoana ny Zanaka Ampielezana
🌐
2024
Fanokafana ny Site web Manerana ny Taranaka
NY FIANGONANA